Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Daniela 11:16 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izay avy hamely azy dia hanao araka Izay sitrapony, ka tsy hisy hahajanona eo anatrehany; ary izy hijanona ao amin'ny tany mahafinaritra, ary hisy fandringanana eny an-tànany.

Vakio ny toko manontolo Daniela 11

Jereo Daniela 11:16 amin'ny teny manodidina.