Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Amosa 9:8 Malagasy Bible (MG1865)

Indro, ny mason'i Jehovah Tompo no manandrina ity fanjakana feno ota ity, ka dia hofongorako tsy ho eo ambonin'ny tany izy; Kanefa tsy dia hofongorako avokoa ny taranak'i Jakoba, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Amosa 9

Jereo Amosa 9:8 amin'ny teny manodidina.