Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Amosa 9:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary na dia miery any an-tampon'i Karmela aza izy, dia any no hitadiavako sy hangalako azy; Ary na dia manafin-tena any ambanin'ny ranomasina aza izy, mba tsy ho hitan'ny masoko, dia any no handidiako ny menarana, ka hanaikitra azy.

Vakio ny toko manontolo Amosa 9

Jereo Amosa 9:3 amin'ny teny manodidina.