Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Amosa 9:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hampodiko ny Isiraely avy amin'ny fahababoana, dia hanangana ny tanàna efa rava izy ka honina ao, ary hanao tanim-boaloboka izy ka hisotro ny divay avy aminy; Hanao saha koa izy ka hihinana ny vokatra.

Vakio ny toko manontolo Amosa 9

Jereo Amosa 9:14 amin'ny teny manodidina.