Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Amosa 8:8 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy hihorohoro noho izany va ny tany, sy hitomany ny mponina rehetra ao aminy? Eny, ny tany rehetra hihatondraka tahaka an'i Neily sy hihena indray toy ny Neilin'i Egypta.

Vakio ny toko manontolo Amosa 8

Jereo Amosa 8:8 amin'ny teny manodidina.