Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Amosa 7:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa laniny avokoa ny zava-maniry amin'ny tany, dia hoy izaho: Jehovah Tompo, mifona aminao aho mamelà heloka! Hataon'i Jakoba ahoana no fahajanona? Fa kely izy.

Vakio ny toko manontolo Amosa 7

Jereo Amosa 7:2 amin'ny teny manodidina.