Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Amosa 7:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia naniraka tany amin'i Jeroboama, mpanjakan'ny Isiraely, Amazia, ilay mpisorona tao Betela, nanao hoe: Amosa efa nanao tetika hikomy aminao teo amin'ny taranak'Isiraely, ary tsy zakan'ny tany ny teniny rehetra,

Vakio ny toko manontolo Amosa 7

Jereo Amosa 7:10 amin'ny teny manodidina.