Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Amosa 6:8 Malagasy Bible (MG1865)

Jehovah Tompo dia efa nianiana tamin'ny tenany, hoy Jehovah, Andriamanitry ny maro: Fahavetavetana eo anatrehako ny reharehan'i Jakoba, ary halako ny tranobeny; Koa dia hatolotro ny tanàna mbamin'izay rehetra ao anatiny.

Vakio ny toko manontolo Amosa 6

Jereo Amosa 6:8 amin'ny teny manodidina.