Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Amosa 5:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ilay nanao an'Ikotokelimiadilaona sy ny Telonohorefy, ary mampody ny aloky ny fahafatesana ho maraina sy manamaizina ny andro ho alina, dia ilay miantso ny rano ao an-dranomasina ka mandatsaka azy amin'ny tany: Jehovah no anarany,

Vakio ny toko manontolo Amosa 5

Jereo Amosa 5:8 amin'ny teny manodidina.