Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Amosa 5:11 Malagasy Bible (MG1865)

Koa noho ny fanitsakitsahanareo ny mahantra sy ny nampandoavanareo vary azy, dia mba nanao trano vato voapaika ihany ianareo, nefa tsy hitoetra ao aminy; Namboly tanim-boaloboka mahafinaritra ihany ianareo, nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.

Vakio ny toko manontolo Amosa 5

Jereo Amosa 5:11 amin'ny teny manodidina.