Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Amosa 4:6 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Izaho dia efa nanome anareo ny mahamavovava tao an-tanànanareo rehetra, sy ny tsi-fahampian-kanina tamin'ny fonenanareo rehetra; Nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Amosa 4

Jereo Amosa 4:6 amin'ny teny manodidina.