Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Amosa 2:4 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah: Noho ny fahotana telon'i Joda, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria nataony tsinontsinona ny lalàn'i Jehovah, ary ny didiny tsy notandremany, ary nampahadiso azy ny laingany, izay fanaon'ny razany;

Vakio ny toko manontolo Amosa 2

Jereo Amosa 2:4 amin'ny teny manodidina.