Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 9:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izy nanome talenta volamena roa-polo amby zato sy zava-manitra sesehena ary vato soa ho an'ny mpanjaka; tsy nisy intsony zava-manitra tahaka ilay nomen'ny mpanjakavavin'i Sheba an'i Solomona mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 9

Jereo 2 Tantara 9:9 amin'ny teny manodidina.