Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 9:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny fisotroan'i Solomona mpanjaka dia volamena avokoa, ary ny fanaka rehetra tao amin'ny trano Alan'i Libanona koa dia volamena tsara avokoa; tsy nisy volafotsy ireo, fa natao toy ny tsinontsinona izany tamin'ny andron'i Solomona.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 9

Jereo 2 Tantara 9:20 amin'ny teny manodidina.