Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 9:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Solomona mpanjaka dia nanome ny mpanjakavavin'i Sheba kosa izay rehetra niriny, na inona na inona nangatahiny, afa-tsy izay valin'ny nentiny ho an'ny mpanjaka; ka dia niverina izy, ary lasa nody tany amin'ny taniny izy mbamin'ny mpanompony.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 9

Jereo 2 Tantara 9:12 amin'ny teny manodidina.