Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 8:8 Malagasy Bible (MG1865)

dia ny taranany izay sisa nandimby azy teo amin'ny taniny, fa tsy naringan'ny Isiraely, no nampanaovin'i Solomona fanompoana mandraka androany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 8

Jereo 2 Tantara 8:8 amin'ny teny manodidina.