Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 8:6 Malagasy Bible (MG1865)

ary Baleta sy ny tanàna fitehirizana rehetra izay an'i Solomona sy ny tanàna rehetra fitoeran-kalesy sy ny tanàna fitoeran'ny mpitaingin-tsoavaly ary izay rehetra tian'i Solomona haorina tany Jerosalema sy tany Libanona ary tany amin'ny tany nanjakany rehetra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 8

Jereo 2 Tantara 8:6 amin'ny teny manodidina.