Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 8:18 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny mpanompon'i Hirama dia nampandehaniny hitondra sambo sy mpanompo izay mahay ranomasina; ary niara-nandeha tamin'ny mpanompon'i Solomona ho any Ofira ireo ka nahazo talenta volamena dimam-polo amby efa-jato tany izy, dia nentiny tany amin'i Solomona mpanjaka izany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 8

Jereo 2 Tantara 8:18 amin'ny teny manodidina.