Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 8:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Solomona nitondra ny zanakavavin'i Farao niakatra avy tany an-Tanànan'i Davida ho ao amin'ny trano izay nataony ho azy, fa hoy izy: Ny vadiko tsy mahazo mitoetra ao an-tranon'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely, fa masina izay efa nidiran'ny fiaran'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 8

Jereo 2 Tantara 8:11 amin'ny teny manodidina.