Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 7:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Solomona nanamasina ny afovoan'ny kianja izay teo anoloan'ny tranon'i Jehovah; fa tao no nanaterany ny fanatitra dorana sy ny saboran'ny fanati-pihavavana; fa ny alitara varahina izay nataon'i Solomona dia tsy omby ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina ary ny sabora.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 7

Jereo 2 Tantara 7:7 amin'ny teny manodidina.