Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 7:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hisy hamaly hoe: Satria nahafoy an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta izy ka nikikitra tamin'andriamani-kafa sady niankohoka teo anatrehany sy nanompo azy, koa izany no nampidirany izao loza rehetra izao taminy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 7

Jereo 2 Tantara 7:22 amin'ny teny manodidina.