Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 6:30 Malagasy Bible (MG1865)

dia mihainoa any an-danitra fonenanao Hianao, ka mamelà heloka, ka omeo ny olona araka ny alehany rehetra, fa fantatrao ny fony (fa Hianao dia Hianao irery ihany no mahalala ny fon'ny zanak'olombelona,)

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 6

Jereo 2 Tantara 6:30 amin'ny teny manodidina.