Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 6:28 Malagasy Bible (MG1865)

Raha misy mosary amin'ny tany, na areti-mandringana, na mainan'ny rivotra ny vary, na maty fotsy, na misy valala sy sompanga, na misy fahavalo manao fahirano azy ao amin'ny taniny, dia ao amin'ny tanànany, na inona fahoriana, na inona aretina,

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 6

Jereo 2 Tantara 6:28 amin'ny teny manodidina.