Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 6:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary henoy ny fifonan'ny mpanomponao sy ny Isiraely olonao, raha mivavaka manatrika ity fitoerana ity izy; dia mihainoa any an-danitra fonenanao Hianao; eny, mihainoa, ka mamelà heloka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 6

Jereo 2 Tantara 6:21 amin'ny teny manodidina.