Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 6:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah efa nahatanteraka ny teniny izay nolazainy, koa nitsangana handimby an'i Davida raiko aho ary mipetraka amin'ny seza fiandrianan'ny Isiraely tahaka ny efa nolazain'i Jehovah, sady efa nanao ny trano ho an'ny anaran'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, aho.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 6

Jereo 2 Tantara 6:10 amin'ny teny manodidina.