Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 5:8 Malagasy Bible (MG1865)

fa nivelatra tambonin'ny fitoeran'ny fiara ny elatry ny kerobima ka nanaloka ny fiara sy ny baony.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 5

Jereo 2 Tantara 5:8 amin'ny teny manodidina.