Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 5:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Solomona mpanjaka sy ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, izay nivory teo aminy teo anoloan'ny fiara, dia samy namono zavatra hatao fanatitra, dia ondry aman'osy sy omby izay tsy tambo isaina sady tsy hita isa noho ny hamaroany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 5

Jereo 2 Tantara 5:6 amin'ny teny manodidina.