Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 5:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'izany dia novorin'i Solomona ny loholon'ny Isiraely sy ny lehiben'ny firenena rehetra, dia ny lohan'ny fianakavian'ny Zanak'isiraely ho any Jerosalema hampakatra ny fiaran'ny faneken'i Jehovah avy any Ziona, Tanànan'i Davida.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 5

Jereo 2 Tantara 5:2 amin'ny teny manodidina.