Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 5:12 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny Levita mpihira rehetra, dia Asafa sy Hemana sy Jedotona mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, izay nitafy rongony fotsy madinita sady nitondra kipantsona sy valiha ary lokanga, dia nitsangana teo atsinanan'ny alitara, ary teo aminy koa nisy pisorona roa-polo amby zato nitsoka trompetra;

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 5

Jereo 2 Tantara 5:12 amin'ny teny manodidina.