Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 4:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tavin-drano dia nipetraka tambonin'ny sarin'omby roa ambin'ny folo: ny telo nanatrika ny avaratra ny telo nanatrika ny andrefana, ny telo nanatrika ny atsimo, ary ny telo nanatrika ny atsinanana; ny tavin-drano lehibe dia teo amboniny, ary niady vody izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 4

Jereo 2 Tantara 4:4 amin'ny teny manodidina.