Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 36:21 Malagasy Bible (MG1865)

hanatanterahana ny tenin'i Jehovah nampilaza.na an'i Jeremia, mandra-panonitry ny tany ny Sabatany; fa tamin'ny andro rehetra izay nahafoanany dia natsahatra ny tany mba hanonitra ny Sabatany mandra-pahatapitry ny fito-polo taona.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 36

Jereo 2 Tantara 36:21 amin'ny teny manodidina.