Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 35:4 Malagasy Bible (MG1865)

ary samia miomana araka ny fianakavianareo avy ianareo, dia araka ny antokonareo, araka ny voasoratr'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely, sy araka ny voasoratr'i Solomona zanany koa.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 35

Jereo 2 Tantara 35:4 amin'ny teny manodidina.