Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 35:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpandefa tsipìka nahavoa an'i Josia mpanjaka; dia hoy ny mpanjaka tamin'ny mpanompony: Ento miala eto aho; fa voa mafy aho.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 35

Jereo 2 Tantara 35:23 amin'ny teny manodidina.