Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 34:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakany, rehefa voadiony ny tany sy ny trano, dia naniraka an'i Safana, zanak'i Azalia, sy Mahaseia, komandin'ny tanàna, ary Joa, zanak'i Joahaza, mpitadidy ny raharaham-panjakana, izy mba hamboatra ny tranon'i Jehovah Andriamaniny.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34

Jereo 2 Tantara 34:8 amin'ny teny manodidina.