Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 34:33 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Josia nanaisotra ny fahavetavetana rehetra tamin'ny tany rehetra izay an'ny Zanak'isiraely sady nandidy izay rehetra teo amin'ny Isiraely hanompo an'i Jehovah Andriamaniny. Tamin'ny andro rehetra niainan'i Josia dia tsy mba niala tamin'ny fanarahana an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, ny olona.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34

Jereo 2 Tantara 34:33 amin'ny teny manodidina.