Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 34:30 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niakatra ho ao an-tranon'i Jehovah ny mpanjaka sy ny lehilahy rehetra tamin'ny Joda sy ny mponina tany Jerosalema mbamin'ny mpisorona sy ny Levita ary ny vahoaka rehetra, na lehibe na kely; dia novakiny teo anatrehany ny teny rehetra teo amin'ny bokin'ny fanekena, izay hita tao an-tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34

Jereo 2 Tantara 34:30 amin'ny teny manodidina.