Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 34:27 Malagasy Bible (MG1865)

satria nino anatra ianao ka nanetry tena teo anatrehan'Andriamanitra, raha nandre ny teniny ny amin'ity tanàna ity sy ny mponina eto, eny, satria nanetry tena teo anatrehako ianao ka nandriatra ny fitafianao sady nitomany teo anatrehako, dia Izaho efa nihaino, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34

Jereo 2 Tantara 34:27 amin'ny teny manodidina.