Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 34:21 Malagasy Bible (MG1865)

Andeha manontany amin'i Jehovah ho ahy sy izay sisa amin'ny Isiraely sy ny Joda ny amin'ny tenin'io boky vao hita; fa mafy ny fahatezeran'i Jehovah naidiny amintsika noho ny tsy nitandreman'ny razantsika ny tenin'i Jehovah hanao araka izay rehetra voasoratra amin'io boky io.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34

Jereo 2 Tantara 34:21 amin'ny teny manodidina.