Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 33:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nentin'i Jehovah hamely azy ny komandin'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Asyria, dia nosamborin'ireo Manase ka nasiany masom-by sady nogadrany gadra varahina ary nentiny ho any Babylona.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 33

Jereo 2 Tantara 33:11 amin'ny teny manodidina.