Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 32:31 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa noho ny amin'ny irak'ireo mpanapaka tany Babylona, izay naniraka tany aminy mba hanontany ny amin'ny zava-mahagaga natao teo amin'ny tany, dia nilaozan'Andriamanitra izy, mba hizahany toetra azy hahalalany izay rehetra ao am-pony.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 32

Jereo 2 Tantara 32:31 amin'ny teny manodidina.