Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 32:17 Malagasy Bible (MG1865)

sady nanoratra taratasy hihaika an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, sy hiteny ratsy Azy ka nanao hoe: Tahaka ny tsy nahavonien'ireny andriamanitry ny firenena tany amin'ny tany hafa ny olony tamin'ny tanako no tsy hahavonjen'ny Andriamanitr'i Hezekia ny olony koa amin'ny tanako.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 32

Jereo 2 Tantara 32:17 amin'ny teny manodidina.