Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 31:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Hezekia nanendry ny antokon'ny mpisorona sy ny Levita araka ny antokony avy, samy araka ny fanompoany avy, dia ny mpisorona sy ny Levita ho amin'ny fanatitra dorana sy ny fanati-pihavavana sy hanao fanompoam-pivavahana sy hisaotra ary hidera eny amin'ny vavahadin'ny tobin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 31

Jereo 2 Tantara 31:2 amin'ny teny manodidina.