Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 31:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ho an'ny mpisorona, taranak'i Arona, koa, izay tany amin'ny tany manodidina ny tanànany, dia nisy olona voatonona anarana tamin'ny isan-tanàna hanome anjara ny lehilahy rehetra amin'ny mpisorona sy ny Levita rehetra voasoratra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 31

Jereo 2 Tantara 31:19 amin'ny teny manodidina.