Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 31:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Kore Levita, zanak'i Jimna, mpiandry varavarana tao atsinanana, no tonian'ny fanati-tsitrapo ho an'Andriamanitra, hizara ny fanatitra asandratra ho an'i Jehovah sy ny zava-masina indrindra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 31

Jereo 2 Tantara 31:14 amin'ny teny manodidina.