Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 30:9 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha miverina amin'i Jehovah ianareo, dia hahazo famindram-po eo anatrehan'izay nitondra azy ho babo ny rahalahinareo sy ny zanakareo, ka dia ho tafaverina amin'ity tany ity izy; fa miantra sy mamindra fo Jehovah Andriamanitrareo, ary tsy mba hiamboho anareo Izy, raha miverina aminy ianareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 30

Jereo 2 Tantara 30:9 amin'ny teny manodidina.