Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 30:27 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitsangana ny Levita sy ny mpisorona ka nitso-drano ny olona; ary nohenoin'Andriamanitra ny feony, ka niakatra ho any an-danitra, fonenany masina, ny fivavany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 30

Jereo 2 Tantara 30:27 amin'ny teny manodidina.