Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 30:15 Malagasy Bible (MG1865)

Dia namono ny Paska izy tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folo tamin'ny volana faharoa; ary menatra, ny mpisorona sy ny Levita, dia nanamasina ny tenany ka nampiditra ny fanatitra dorana ho ao an-tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 30

Jereo 2 Tantara 30:15 amin'ny teny manodidina.