Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 29:34 Malagasy Bible (MG1865)

Fa vitsy loatra ny mpisorona ka tsy nahendaka ny fanatitra dorana rehetra, ka dia nanampy azy ny Levita rahalahiny mandra-pahavitan'ny raharaha sy ny nanamasinan'ny mpisorona sasany ny tenany koa; fa ny Levita nahitsy fo kokoa hanamasina ny tenany noho ny mpisorona.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29

Jereo 2 Tantara 29:34 amin'ny teny manodidina.