Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 29:31 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Hezekia niteny hoe: Efa nanokana ny tenanareo ho an'i Jehovah ianareo izao, ka dia manatòna, ary mitondrà fanati-pisaorana sy fanatitra hafa koa ho ao an-tranon'i Jehovah. Dia nitondra fanati-pisaorana sy fanatitra hafa ny fiangonana, ary izay rehetra nazoto dia nitondra fanatitra dorana.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29

Jereo 2 Tantara 29:31 amin'ny teny manodidina.