Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 28:5 Malagasy Bible (MG1865)

Koa dia natolotr'i Jehovah Andriamaniny ho eo an-tànan'ny mpanjakan'i Syria izy; dia namely azy ireo, ka betsaka no lasany ho babo ka nentiny tany Damaskosy. Ary natolony ho eo an-tànan'ny mpanjakan'ny Isiraely koa izy, dia namely mafy ka naharesy azy koa ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 28

Jereo 2 Tantara 28:5 amin'ny teny manodidina.